" ... INDRO HAVAOZIKO NY ZAVATRA REHETRA ... "

Vaovao avy amin'ny birao
FJKM Manandriana Lovasoa Avaradrano

Momba ny site

Antsoina isika rehetra manana vina sy talenta, ary tsara sitrapo, mba hiara-hidinika momba ity site-ntsika ity.
Izany dia atao ny alahady 4 janoary 2009, rehefa vita ny fotoam-pivavahana.
Efa misokatra moa izy ity ka dia raisina sy dinihina daholo ny tsikera arahina tolo-kevitra ataontsika.
Maro koa ireo tetik'asa mbola tsy vita mba hamapanara-penitra ny site web-ntsika.
ka dia manantena ny fahatongavantsika maro

Tahionao ry Zanahary ity nosindrazanay ity

Ny tanindrazanay malala,
Ry Jeso Tompo anjakao
Hiorina eto tsy hiala,
Ny fiadanana entinao!
Ny aizin'ota anie hisava
Ny fahantrana koa andao
Fa ho tarafin'ny Mazava
Hanjary tany vaovao

Fihirana 545-2

Izy no iza ?

Pasitera Ravaloson sy ny Ankohonany. Tohiny ...

Ny filohan'ny kômity (140 et 145 ème) RANDRIANASOLO Martin Tohiny ...

Evènements