" ... INDRO HAVAOZIKO NY ZAVATRA REHETRA ... "

Taranaka tompon'anjara

28 desambra 2008

Taranaka 1 : ANDRIATSIMIJAY sy RABAKO

- RANAIVOANDRIANA : RAKOTOVAO Zakaria

- RAMAVO

- RATAVY Robert Célestin

- RANDRIAMASO : RANDRIATSIORY Eugène, RAMAROSON Armand Emile

- RAMAMONJISOA sy RASENDRASOA

- RAINIMALALA, ANDRIATSIMIJAY Evariste Louis

- RANDRIAMORASOA

- RAVONY

- RANDRIAMAMENOSOA sy RASOAVELO

Taranaka 2 : RAINDRAOSERA

Taranaka 3 : RANANISANA

Tahionao ry Zanahary ity nosindrazanay ity

Ny tanindrazanay malala,
Ry Jeso Tompo anjakao
Hiorina eto tsy hiala,
Ny fiadanana entinao!
Ny aizin'ota anie hisava
Ny fahantrana koa andao
Fa ho tarafin'ny Mazava
Hanjary tany vaovao

Fihirana 545-2

Izy no iza ?

Pasitera Ravaloson sy ny Ankohonany. Tohiny ...

Ny filohan'ny kômity (140 et 145 ème) RANDRIANASOLO Martin Tohiny ...

Evènements