" ... INDRO HAVAOZIKO NY ZAVATRA REHETRA ... "

Nécrologie

Ity takelaka ity dia natokana ho an'ireo zanaky ny Fiangonana (na eto an-toerana, na any am-pielezana, na any andafy), izay nidonam-pahoriana, ho solon'ny FERAPARA. TSY handoavam-bola ny fanaovana an'izany (GRATUIT).
Mila omena ny webMaster kosa anefa ny version éléctronique ny ferapara (atao pièce jointe ny mail), ary ny fandefasana azy eto dia efa nahazo fahazoan-dalana tany amin'ny pasitera

Tahionao ry Zanahary ity nosindrazanay ity

Ny tanindrazanay malala,
Ry Jeso Tompo anjakao
Hiorina eto tsy hiala,
Ny fiadanana entinao!
Ny aizin'ota anie hisava
Ny fahantrana koa andao
Fa ho tarafin'ny Mazava
Hanjary tany vaovao

Fihirana 545-2

Izy no iza ?

Pasitera Ravaloson sy ny Ankohonany. Tohiny ...

Ny filohan'ny kômity (140 et 145 ème) RANDRIANASOLO Martin Tohiny ...

Evènements