" ... INDRO HAVAOZIKO NY ZAVATRA REHETRA ... "

Mariazy

Ity takelaka ity dia natokana ho an'ireo zanaky ny Fiangonana (na eto an-toerana, na any am-pielezana, na any andafy):
-Filazana mariazy
-Reportage an-tsoratra momba ny mariazy
-Photos mariazy
eto amin'ny tranokala, handoavam-bola ny fanaovana an'izany.

Raha mila fanazavana fanampiny ianao dia mifandraisa mivantana amin'ny webMaster na Pastera (jereo ny takelaka contact)

Tahionao ry Zanahary ity nosindrazanay ity

Ny tanindrazanay malala,
Ry Jeso Tompo anjakao
Hiorina eto tsy hiala,
Ny fiadanana entinao!
Ny aizin'ota anie hisava
Ny fahantrana koa andao
Fa ho tarafin'ny Mazava
Hanjary tany vaovao

Fihirana 545-2

Izy no iza ?

Pasitera Ravaloson sy ny Ankohonany. Tohiny ...

Ny filohan'ny kômity (140 et 145 ème) RANDRIANASOLO Martin Tohiny ...

Evènements