" ... INDRO HAVAOZIKO NY ZAVATRA REHETRA ... "

Fitokanana katekomena

19 Desambra 2008

Teny fanolorana

Ezahina ampidirina eto daholo ny sarin'ireo promotions katekomena rehetra nandalim-pinoana ary notokanana tao amin'ny FJKM Manandriana Lovasoa Avaradrano s/p Iarivo Avaradrano, hatramin'izay ka hatramin'izao. Raha misy manana ianareo dia mba alefaso aty amin'ny webmaster

Andiany RASALAMA Martiora desambra 2007

Nisy 21 mianadahy no nahavita hatramin'ny farany ny fiofanana ka notokanana ny Alahady 6 desambra 2007

Tahionao ry Zanahary ity nosindrazanay ity

Ny tanindrazanay malala,
Ry Jeso Tompo anjakao
Hiorina eto tsy hiala,
Ny fiadanana entinao!
Ny aizin'ota anie hisava
Ny fahantrana koa andao
Fa ho tarafin'ny Mazava
Hanjary tany vaovao

Fihirana 545-2

Izy no iza ?

Pasitera Ravaloson sy ny Ankohonany. Tohiny ...

Ny filohan'ny kômity (140 et 145 ème) RANDRIANASOLO Martin Tohiny ...

Evènements