" ... INDRO HAVAOZIKO NY ZAVATRA REHETRA ... "

TONGASOA



Miarahaba anao tongasoa eto amin'ny tranonkalan'ny FJKM Manandriana Lovasoa Avaradrano.





Mirary fitsidihana mahafinaritra.



Tahionao ry Zanahary ity nosindrazanay ity

Ny tanindrazanay malala,
Ry Jeso Tompo anjakao
Hiorina eto tsy hiala,
Ny fiadanana entinao!
Ny aizin'ota anie hisava
Ny fahantrana koa andao
Fa ho tarafin'ny Mazava
Hanjary tany vaovao

Fihirana 545-2

Izy no iza ?

Pasitera Ravaloson sy ny Ankohonany. Tohiny ...

Ny filohan'ny kômity (140 et 145 ème) RANDRIANASOLO Martin Tohiny ...

Evènements